|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao rarangy |
| Singan-teny | 2manao, 3rarangy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6mamely rarangy, mikatroka rarangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|